Dépêches

Visa mankany Etats-Unis : Nihemotra ho amin’ny 17 jona ny fiakaran’ny sarany

Dépêche 01 juin, 13h, Raha ny vaovao izay navoakan’ny Masoivoho Amerikanina dia ny 17 jona izaon indray no hanomboka hiakatra ny saran’ny visa mankany Etats Unis. Tokony efa ny talata 30 mey teo no nampiharina izany raha ny fanambarana voalohany. Nisy fiakarana 15% moa tamin’ireo saran’ny fanamboarana visa. Ireo izay efa nametraka ny antontan-taratasiny kosa anefa dia mbola tsy tafiditra tao anatin’izany.

Laisser un commentaire