Fanatanjahantena: Medaly volafotsy ho an’ny Madagasikara tamin’ny “Challenge multidance 2023”
Dépêche 14 mars, 14h, Nanana solontena I Madagsasikara tamin’ny Challenge multidance 2023v izay natao tany La Réunion farany teo. Teo amin’ny laharana fahatelo no nisy an’I Toky sy i Valencia tamin’ny taranja dihy ara-panatanjahantena « Latine couple ». Avy ao amin’ny Six seven group avy ao Antsirabe moa no nivoaran’izy roa ireto. Niarahaba manokana azy ireo ny avy ao amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.
