Dépêches

Sakaraha : Nisy vokany ny ezaka nataon’ny zandarimariam-pirenena manoloana ny asan-dahalo

Nandritra ny fisavana nataon’ny zandarimariam-pirenena ao Sakaraha tamin’ny trano iray fitoeran’ny rain’ny jiolahy iray tao an-tanànan’ny Dabafolo, kaominina Amboronabo, distrikan’i Sakaraha no nahitana ireo fitaovana toa ny gerady, ny basy lava karazany telo fampiasan’ny zanany izay rain-dahany amin’ny asan-dahalo

Laisser un commentaire