Dépêches

Nosy Varika : Anisan’ny voa mafy tamin’ny fandalovan’i Freddy

Dépêche 01 mars, 11h, Nandalo tany Nosy varika ny Filoham-pirenena omaly nitondra fanampiana ho an’ny mponina any an-toerana taorian’ny fanadalovan’ny rivo-doza Freddy farany teo. Anisan’ny toerana nahitana fahasimabana amin’ny ampahany betsaka vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Freddy, ity tanànan’i Nosy Varika ity. Fizarana sakafo, masomboly ho an’ny tantsaha, fanomezana « moto » ho an’ny Ben’ny tanàna, fanombohana ny asa fanarenana maika ny sekoly fanabeazana fototra ao Tsararivotra miaraka amin’ny programan’asa FID, ny asa Tagnamaro…Izany rehetra izany no tafiditra aoa antin’ny fandraharam-potoan’ny Filoha any an-toerana.  

Laisser un commentaire