Sport

Alexandre Ramalingom tafita amin’ny dingana 1/8 « coupe de France »

Mazava ny lalana hoan’i Ramalingom sy ny ekipany. mitohy ny lalao hoan’ny CS Sedan, resy tamin’ny isa (0-2) ny ekipa Saint-louis Neuweg. Nahatafiditra baolina voalohany tamin’izany moa ilay mpilalao Malagasy Ramalingom. Teo ampaham-potoana 73 minitra moa no nahafatesany ny baolina ary afaka 12 minitra ny an’ilay kapiteny Aziz Dahchour. Manantena ny mpankafy baolina kitra Malagay fa ho tompon-toerana ity mpilalao ity amin’ny fihaonana amin’ny Ethiopie.

Laisser un commentaire