Dépêches

Fifaninanana hidirana ho Polisy : Miova ho CM1 ny taratasy ilaina avy any amin’ny mpitsabo

Dépêche 06 janvier, 15h, Nohon’ny hamaroan’ny mpiadina mipetraka amin’ny toerana tsy misy « Centre Hospitalier Universitaire » (CHU) sy « Centre Hospitalier Régional » (CHR) dia ilazana isika fa manomboka izao dia azo atao eny anivon’ireo « Centre de Santé de Base » (CSB II) ny « Visite Medicale ». Noho izany dia miova ho « Certificat Medical N°1 » (CM1) no atao sy ilaina amin’ny « Dossier de Candidature ». Natao indrindra izany ho fitsinjovana ny vahoaka tsy ankanavaka izay ao anatin’ny vinan’ny Polisim-pirenena Malagasy.

Laisser un commentaire