Dépêches

Toe-karena : Nahomby ny fanondranana litchis tamin’ity taona ity

Dépêche 21 décembre, 18h,Nahitana fahaombiazana ny fanondranana ny vokatra litchis tamin’ity taona ity. Efa naparitaka manerana ny firenena maro ao Europe ireo litchis izay naondrana voalohany ary efa miandry ny fahatongavan’ilay sambo faharoa indray amin’izao fotoana izao. Ireto entana tonga faahroa ireto dia natao indrindra hamenoana ny banga tamin’ireo voalohany sy hahafahana mamelona ireo mpaninjara mandritra ny faran’ny taona. Na dia eo aza ny vokatra litchis avy amin’ny firenena hafa dia mbola tadiavin’ny olona betsaka kokoa hatrany ny vokatra avy aty Madagasikara

Laisser un commentaire