Madagasikara-Amerikanina : Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa
Dépêche 15 décembre, 14h, Noraisin’ny Filoha Amerikanina Joe Biden tao amin’ny toeram-piasany ao Washington DC ny Filoham-pirenena Malagasy nandritra izao diany any an-toerana izao. Niraisan’ny roa tonta ny mhakasika ny filaminana tokony hampanjakana aty amin’ny tanin’ny Afrika hahafahana mandroso. Maneho hatrany moa ity Filoham-pirenen’ny Amerikanina ity fa vonona hatrany ny amin’ny fiaraha-miasa amin’ny endriny rehetra. Fihaonana izay tsara hararaotina tsara hahafahana mandray lesona sy mifanakalo izay sehatra manavanana ny firenena roa tonta.
