France : Vehivavy iray nianjera avy teny amin’ny rihana faha-10 noho ny zava-mahadomelina
Vehivavy iray 26 taona no voaasa tamin’ny lanonana tao amin’ny trano lehibe iray tao Mérignac, Gironde. Nanomboka nitady vola vy nefa io vehivavy io izay efa tsy tompon’ny tenany intsony. Rehefa fanimpanina izy nandritra izany fikarohany izany dia tafankina teo amin’ny varavarankely ka nianjery avy teny amin’ny rihana faha-10 ny trano.
Mitontona teo ambony fiara roa nifantsona teo alohan’ny trano ilay vehivavy ary namoy ny ainy avy hatrany. Arakin’ny fanadihadiana nataon’ny manam-pahefana kosa dia teo ambany fahefan’ny zava-mahadomelina io vehivavy io. Nandray « drogue hallucinogène » ity farany nandritra ny lanonana.
