Dépêches

Fitaterana an-habakabaka: Misokatra amin’ny fomba ofisialy ny sidina Mahajanga-Mayotte

Dépêche 09 décembre, 12h, Tao amin’ny seranam-piaramanidina Philibert Tsiranana Amborovy Mahajanga no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny sidina izay hampitohy an’ny Mahajanga sy i Mayotte. Anatin’ny fanatanterahana ny veliranon’ny Filoha izao fisokafana amin’ny firenena hafa izao. Hanamorana ny fivezivezen’ny olona sy ny entam-barotra izao fisokafana izao ihany koa satria  hampiroborobo ny lafin’ny fizahantany sady mandray anjara betsaka amin’ny fivoaran’ny toekarena. Tombony iray ihany koa ny famoahna ny vokatra ho moramora kokoa.

Laisser un commentaire