Dépêches

Ampalibe: Mety tsara ho amin’ny fahasalamana

Dépêche 08 décembre, 15h15, Mety maro ny olona tsy tia izany ampalibe izany na ny “fruit de Jacquier” hoy ireo vahiny, vokatra marto izy io eto Madagasikara ary saika ahitana azy avokoa any amin’ny sisiny. Mitondra zava-tsoa ho an’ny fahasalamana izy io. Tsara hoan’ny taolana, misy Calciumn izay miaro amin’ny aretin’ny taolana, mampatanjaka ny hery fiarovana, manala tavy, manampy am fandevonan-kanina, aery farany dia mety hiaro anao amin’ny homamiadana ihany koa. Somary mahery fofona anefa izy fa matsiro ihany kosa anefa ary tena ilain’ny vatana.

Laisser un commentaire