Toetrin’ny andro
14h00: Hisy fihenany ny maripana ambony ny alakamisy 4 martsa ho avy izao. Vokatry ny tangoron-drahona ahiana hiteraka rivo-doza , ao Besalampy, no mahatonga izany. Mety hisy araka izany ny fahabetsahan’ny rotsak’orana any amin’ny faritra andrefana sy avaratra andrefana iny amin’ny faran’ny herin’andro.
