Fitakiana ataon’ny MFM
15: 00 Mitaky ny hananganana governemanta vaovao ho an’ny tany tan-dalàna sy demokrasia ny antoko MFM. Adidy ny fanovàna sy ny fiovana ary mangataka ny filoham-pirenena hanatanteraka izany izy ireo araka ny fanambarana nataony androany.
