Mpangalatra mahatsikaiky
09: 00 Mpangalatra tratra tetsy Ambohijanahary. Somary nahatsikaiky an’ireo olona nanatry maso ity tranga ity satria rehefa nosavaina ny kitapony dia nahitana baiboly tao anatiny