Dépêches

Filaminana : voararan’ny lalàna ny fanamboarana basy tsy ara-dalàna

Dépêche 23 septembre, 12h, Ny zavatra rehetra, rehefa tsy ara-dalàna, izany hoe tsy mifanaraka amin’ny lalam-panorenana, dia mahavoasazy ary maha voaheloka eo anivon’ny fitsrana mihitsy. Anisan’izany ny fanamboarana sy fivarotana basy tsy ara-dalàna. Toy ity tranga tao Fenoarivo Atsinanana ity izay nahatrarana rangahy lehibe iray sy basy ary bala maromaro izay amboariny sy varotiny. Enjehin’ny lalàna ny toe-javatra tahaka itony ka atalotra ny fitsarana izany raharaha izany.

Laisser un commentaire