Dépêches

Fampianarana : Hisitraka vatsim-pianarana mankany Maroc ireo mpianatra amin’ny sekoly teknika

Dépêche 03 novembre, 14h, Noho ny fiaraha-miasa amin’ny firenene Marokanina dia misy mpianatra amro avy amin’ny sekoly teknika eto Madagasikara no halefa hianatra any Maroc. Mpianatra miisa 20 isan-taona no hisitraka izany vatsim-pianarana izany. Nankatoavin’ny filan-kevitry ny Minisitra ny mahakasika izany ka ho raisin’ny fanjakana an-tanana ny saran-dalana sy ny fanomanana ny fahatongavan’ireo mpianatra any Maroc. Handrato mahakasika ny fiofanana ara-teknika hatrany moa ireto mpianatra ireto ireto ary hisitraka ny tambin-karama fiorenana avy amin’ny fanjakana Malagasy rehefa tonga any an-toerana.

Laisser un commentaire