Toliara: Lavo ireo jiolahy nanafika cash point
Dépêche 07 octobre, 16h, Lavon’ireo Polisy ireo jiolahy nanao fanafihana cash point tao Toliara. Tao amin’ny Fokontany Ambohitsabo no nitrangan’izany fanafihana izany ka tratra ambiomby moa ireto jiolahy ireto. Taoriana kely dia tratra ihany koa ireo mpiray tsikombakomba tamin’izy ireo. Ankasitrahana hatrany ireo mpitandro ny filaminana tena manao ny asany.
