Vondrona vonjy voina: Nanamafy ny fahaiza-manaony ireo Miaramila
Dépêche 07 octobre, 15h, Ho fitsinjovana sy fiarovana ny ain’ny vahoaka dia nanamafy ny fahaiza-manaony amin’ny famonjena any anaty rano ny miaramila. Ireto avy ao amin’ny Vondrona Vonjy Voina ireto moa no tena lohalaharana rehefa fotoan’ny loza voajanahary. Naharitra 20 andro ny fianarana sy fiofanana niarahana tamin’ny mpamonjy voina Frantsay.
