Dépêches

SMGD : Mampahafantatra ny lalàna mahakasika ny fanasana fiara eny an-dalambe

Ao anatin’ny fandaminana ny tanànan’Antananrivo ny asa rehetra hataon’ny Société Municipale de Gesion Digitale (SMGD). Efa misy ny toerana vaotokana hanasana ireny fiara ireny ka nampahafantatra ny avy ao amin’ny SMGD fa voararan’ny lalàna ny fanasana azy ireny eny amin’ny sisin-dalana. Miteraka loto sy mitarika fahasimbana ho an’ny arabe iombonana izany.

Laisser un commentaire