Ampahibe : Nitrangana lozam-pifamoivoizana
Dépêche 28 septembre, 10h, Nisehoana fifandonana teo amin’ny fiara fitateram-bahoaka iray sy fiara kely an’olon-tsotra iray. Raha ny hita dia nisy fahasimaba avokoa ireo fiara, saingy tsy nisy kosa ny aina nafoy. Voamarina ihany koa moa fa nitsoaka ilay mpamily ilay taxi-be na dia hita ihany aza fa naratra izy.
