Dépêches

CENI : Havaozina ny lisi-pifidianana manomboka ny 1 oktobra izao

Dépêche 27 septembre, 15h, Tsy ho ela fa afaka 4 andro dia hanomboka ny fanavaozana ny lisi-pifidianana izay ilaina ho amin’io taona ho avy io satria ho tapitra ny taona 2023 io ny fe-potoam-pitondran’ity filohantsika ankehitriny ity. Hotanterahina amin’ny fomba roa samihafa izany hetsika izany. Voalohany aloha dia ny fitsidihana isan-tokantrano hanisana ireo mpifidy ao amin’ny tokantrano tsirairay. Manaraka ziany dia ny fisoratana anarana eny anivon’ny fokontany ho an’ny iasm-batan’olona. Zo sy adidin’ny olompirenena rehetra ny mifidy.

Laisser un commentaire