Dépêches

Lalàna : Ny tsara ho fantatra rehefa mitondra trondro na manao izany ho voan-dalana

Dépêche 21 septembre, 12h, Tsara ho fantatra fa araky ny lalàna mifehy ny varotra sy ny fanjifana ilaina ny manao sy mitondra taratasy « consommation familiale » alaina eny amin’ireny birao misahana ny jono ireny rehefa hitondra na handefa entana manodidina na latsaky ny 10 kg eo izay atao sakafo. Efa tafiditra ao anatin’ny collecte kosa ny mihoatra ny 10kg. Tsy misy vola aloha ny fanaovana io taratasy io fa fenoina ny momba ilay mpandefa sy ny handefasana raha atao colis ilay izy.

Laisser un commentaire