Trangam-piarahamonina : Manjaka ny tsy fandriam-pahalemana eny amin’ny faritra Anosibe tsena
Dépêche 15 septembre, 11h, Zary lasa mampatahotra sy mampiahiahy ny mponina rehetra ny mandeh eny amin’iny faritra Anosibe tsena iny ankehitriny noho ny afitsok’ireo jiolahy sy ireo mpangaro-paosy. Mirongo fitaovam-piadiana mihitsy izy ireo manao izany asa ratsy izany. Ilaina hatrany ny fitandremana sy ny fahamailoana manoloana izany.
