Dépêches

Fahaleovantena ara-tsakafo

06 Septembre, 16h00, Anisan’ny tanjona lehibe napetraky ny mpitondra fanjakana Malagasy ny hananan’ny Madagasikara fahaleovantena ara-tsakafo. Ny vary no foto-tsakafo ka nataon’ny miaramila ao amin’ny Bataillon d’Infanterie Manakara ho andraikitra ny fanatrarana izany tanjona izany. Nanomboka ny volana aogositra teo dia niroso tamin’ny fambolena vary tao amin’ny fokontany Mangarivotra ao Manakara izy ireo.

Laisser un commentaire