Dépêches

Lalao fifanitsanana amin’ny CHAN : Rahampitso no hanatanterahana ny lalao miverina

01 Septambra, 14h00, Rahapitso zoma 02 septambra no hanatontosana etsy amin’ny kianjan’I Barea Mahamasina ny lalao miverina hifanitsanan’ny firenena roa ho an’ny CHAN 2023. Ny ekipan’I Barea an’I Madagasikara sy ny Zebra an’I Botswana no hifanintsana mandritra izany lalao izany. Manomboka amin’ny 4 ora tolakandro ny lalao ary hisokatra manomboka ny aorian’ny amin’ny 12 ora kosa ny vavahady eny amin’ny kianjan’ny Barea.

Laisser un commentaire