Dépêches

Ankorondrano : Olona enina mikasa hanakorontana no voasambotra

30 Aogositra, 14h00, Olona enina no voasambotry ny mpitandro filaminana teny Ankorondrana. Voalaza fa mikasa ny hanakorontana teny amin’ny fiangonana Jesosy Mamonjy izy ireto ka nandraisana fepetra avy hatrany, ny alahady lasa teo. Nahitana fitaovam-piadiana tany amin’ireo olona ireto nandritra ny fisavana natao teo am-baravaran’ny fiagonana. Raha tsiahivina dia efa nisy olona 28 voasambotra ihany koa teny an-toerana tamin’ny herinandro lasa.

Laisser un commentaire