Androndrakely : Fiara tsy mataho-dalana sy fiara fitanteram-bahoaka nifandona teo amin’ny tetezana
Androndrakely : Fiara tsy mataho-dalana sy fiara fitanteram-bahoaka nifandona teo amin’ny tetezana
30 Aogositra, 15h00, Nitrangana fifandonana fiara tsy mataho-dalana sy fiara fitateram-bahoaka (zotra 194) teny amin’ny tetezana Androndrakely omaly atoandro. Nitondra vy ilay fiara tsy mataho-dalana ka tafatsofoka teo amin’ny varavaran’ilay fiara fitateram-bahoaka voalohany avy aty ankavia ka nanindrona an’ilay seza aorian’ny mpamily ka nitarika tamin’ ny fahavakiasan’ny fitaratra. Mpandeha roa no fantatra fa naratra vokatry ny potika fitaratra. Tsy nisy ny aina nafoy.
