Toamasina : Mitohy ny fanamboarana ireo foto-drafitra entina hanatsarana ny faritra
19 Aogositra, 10h15, Nidina ifotony nanao jery todika sy fitsidihana ny fizotran’ny asa fananganana an’I Toamasina, manaraka ny veliranon’ny filoham-pirenena (Miami) ny avy eo anivon’ny kaominin’ny Toamasina, niaraka tamin’ireo tomponan’andraikitra isan-tsokajiny. Hita nandritra izany fa tokony hisokatra tsy ho ela ho an’ny daholo be ny ampahany amin’ny Miami raha ny lamina sy ny fizotran’ny asa no jerena.
