Dépêches

Toetr’andro : Hitohy ny hatsiaka ao anatin’ny roa andro manaraka

10 aogositra, 15h35, Araka ny fanambarana nataon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro, ahitana fidinana ny mari-pana ho an’ny faritra afovoan-tany sy ny faritra atsinana, noho ny fitsioka’ny Talio amin’iny faritra iny ato anatin’ny roa andro misesy amin’ity herinandro ity. Hafana kosa ny amin’ny faritra andrefana. Hiverina hafana ihany eto afovoan-tany ny faran’ny herinandro.

Laisser un commentaire