CultureSocialTatitra

France : « Gui », zava-maniry tsy misy fakany

Ny « Gui », mitondra ny anarana siantifika hoe « viscum album » dia karazana zava-maniry katsentsitra (hémiparasite) izay tsy isy fakany fa mifikitra amin’ny hazo hitoerany. Ny « sève » io hazo hitoerana io no malelona azy izay troany amin’ny alalan’ny « suçoirs ».

Karazana ahitra (sous-arbrisseau) ao amin’ny fianakavian’ny « santalaceae » ny « gui ». Ao amin’ny faritra mafana ao Europe no tena misy azy fa misy karazany hafa ihany koa ao Australie izay mikatsentsitra ny fakan-kazo. Pozina ho an’ny olona kosa ny voan’ny « gui » saingy tena ankafizin’ny vorona samihafa toy ny « grive » sy « mésange ».

Laisser un commentaire