Dépêches

E-toroka Jirama : Tratra ny orinasa mpanao hosoka

09 Aogositra, 15h01, Vokatry ny fametrahana ilay tahalaka e-toroka eo amin’ny orinasa Jirama no nahatratrana fanjifana herin’aratra mavesatra tsy mandalo kaonteran’ny Jirama tamin’ny orinasa lehibe iray tao Soanierana, Avaradrano sy Antananarivo Renivohitra. Manasa ny olom-pirenena hatrany ny jirama mba hitoroka amin’ny laharana maitso na ny hampandre azy ireo rehefa mahita trangana fangalarana herinaratra.

Laisser un commentaire