Dépêches

RN5 : Mampikolay ny haratsin’ny lalana mampitohy an’i Toamasina – Mahavelona

19 Jolay, 15h 00, Sehatra iray mampikatso ny fizahan-tany ny haratsian’ny lalana. Amin’izao vanim-potoan’ny fialan-tsasatra izao nefa dia ratsy dia ratsy ny lalana mampitohy an’i Tamatave-Foulpointe. Miantso ny tompon’andraikitra ny mponina hijery akaiky izany mialohan’ny taom-piotazana Letchis 2022.

Laisser un commentaire