CEPE : Polisy 150 no hiaro ireo ankizy mpanala fanadinana eto Antananarivo renivohitra
21 Jona, 08h00. Polisy miisa 150 no tonga niaro ireo ankizy mpanala fanadinana ho an’ny androany. Hitandro ny fiarova sy ny filaminana ho an’ny androany izy izy ireo.
