Fetim-pirenena: Tsy misy ny fizarana tapakila mandritra ny antsam-piderana ho an’ny firenena
15 Juin, 08h00. Tsy misy ny fizarana tapakila mandritra hetsika antsam-piderana ho an’ny firenena ny alahady 19 Jona 2022 ao Mahamasina. Hivoha amin’ny 10 Ora maraina ny vavahady ary maimaimpoana ny hetsika. Tafiditra ao anatin’ny hetsika fankalazana ny fetim-pirenena ity hetsika ity.
