GN Vakinankaratra : Am-polony ny mpangarom-paosy sy mpanao sinto-mahery voasambotra
19 Aprily, 10h00. Ampolony ny mpangarom-paosy sy mpanao sinto-mahery voasambotra ny androan’ny paska teo. Nohazonina taop amin’ny birao Andranomadio izay ireo nandritra ny izany fankalazana izany. Maro ihany koa ireo noazonin’ny polisim-pirenena tamin’izany.
