Dépêches

Antsirabe : Nahazo fiofanana ireo kartie mobily

13 Aprily, 09h00. Nanomboka ny alatsinainy 11 Aprily teo ny fiofanana nataon’ireo kartie mobily miisa 116 ao anatin’ny kaominina Andranomanelatra sy Ambano. Tsy hijanonana eo ihany nefa izany fa hitohy any amin’ny kaominina hafa ao anatin’ny Distrika. Anisany manampy betsaka ny mpitandro filaminana sy ny vahoaka ny fisian’ny kartie mobily.

Laisser un commentaire