ActualitésTatitra

Ukraine : Nanambara fitsaharan’ady tao Marioupol i Russie namoahana ny sivily

Nametraka ny « régime de silence » na fitsaharan’ady i Russie nanomboka ny alakamisy teo tamin’ny 10 ora maraina taorian’ny fanambaran’ny minisitry ny fiarovam-pirenen’i Russie ny alarobia alina teo. Entina hamohana ireo sivily ao Marioupol no anton’io fanampahan-kevitra io. Ahafahana mamoaka azy ireo ao anaty filaminana hiazo an’ny tananan’i Zaporojie izany hoy ny minisitra.Mba hampaomby izany dia nampandray anjara mivantana ny solon-tena avy ao amin’ny foiben’ny ONU misahana mpitsoa-ponenana sy ny komity iIraisam-pirenen’ny Vokovoko Mena (croix rouge) i Russie.

Laisser un commentaire