Dépêches

Tafika Malagasy: Mbola manohy ny asany ho an’ny vahoaka

21 Janoary, 09h15. Taorian’ny fanadiovana nataon’ny tafika teny Tsaramasay dia nisy tamin’izy ireo indray no nirotsaka an-tsehatra nahandro ny sakafon’ny traboina ao amin’ny kianja mitafo Ankorondrano. Nanao ny anjara birikiny tamin’ny fanesorana ireo hazo nianjera niteraka fanakanan-dàlana tao Toamasina ihany koa ny  »Premier bataillon d’infanterie » tao an-toerana.

Laisser un commentaire