Antaninarenina : Trano fivarotana nisy namaky
17 Janoary, 11h00. Trano fivarotana firavaka iray eny Antaninarenina no nisy namaky. Nandoaka lavaka lehibe mihitsy ireto mpamaky tsena ny alin’ny 14 janoary lasa teo. Hataraina ny an’ny tompon’ny trano fivarotana noho ny maraina. Betsaka ny entana very izay mbola tsy fantatra ny totalim-bidiny.
