Dépêches

Nanao antso avo ny jeneraly Gelle Serge

22 Novambra, 08h00. Afaka mifandray mivantana amin’ny jeneraly Gelle Serge, sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG) izay manana vaovao tena marim-pototra hoy izy omaly. Nanentana ny be sy ny maro izay manana vavao tiana fampotaina manokana izy hifandray aminy amin’ny laharan-tarobiny.

Laisser un commentaire