Dépêches

Nodimandry Profesora Ernest.

19 Oktobra, 12h00. Nodimamdry i Profesora Njara Ernest, mpampianatra ao amin’ny Oniverisite Andrianjato Fianarantsoa. Izy dia Professeur titulaire honoraire ao amin’nytobra Oniverisiten’i Fianarantsoa ao amin’ny sampana lalàna (Faculté de Droit), mpampianatra ao amin’ny Insititut Philosophique Saint Thomas d’Acquin Don Bosco Fianarantsoa ihany koa ny tenany, ary mpikambana ao amin’ny Akademia malagasy ka efa nahavoaka boky miisa folo. Efa nisahana ny Minisiteran’ny mponina koa i Profesora Njara Ernest tamin’ny fitondran’ny Filoha Amiraly Didier Ratsiraka.

Laisser un commentaire