Dépêches

Fifanintsanana ho fiadiana ny amboara eran-tany Qatar 2022

05 Oktobra, 09h09. Tsy ho avy hiatrika ny lalao hifandonan’ny Barea sy Congo ny faha fiton’ny volana oktobra ho avy izao nohon’ny ratra izay nahazo azy tamin’ny lalao hafa izay natrehiny i Abel Annicet sy Carolus. Tsy ho avy nohon’ny antony arak’asa kosa i Fabien Boyer izay vodilaharan’ny ekipa.

Laisser un commentaire