Dépêches

PRIX PIERRE NTSEMOU 2021

05 Oktobra, 08h10. Mialy Andriantsimahavandy, vehivavy Malagasy monina any Frantsa no nahazo ny amboara tamin’ny fifaninana tononkalo. Ny angola sy ny endrika feno famoronana no anisan’ny nampiavaka ny asa sorany. Amboara fahavalo azony manoloana ny fifaninana mahakasika ny asa soratra sy ny kanto izao norombahany tamin’ity taona 2021 ity.

Laisser un commentaire