Dépêches

Caravane Avotse

30 Septambra, 09h15. Mitohy ny fanantaterahana ny “Caravane Avotse”, omaly dia tao amin’ny fokontanin’Ampary kaominin’ Anjapaly ao amin’ny distrikan’i Tsihombe no nanatanterahina ny fidinana ifotony sy ny fitsaboana maimaimpoana. Tsy nisalasala ny mponina nanantona sy nizaha ny fahasalamany ary maro no tonga namaly ny antso. Fizahana fahasalamana maro no atao amin’izany ary maimaimpoana avokoa izay atao ao rehetra.

Laisser un commentaire