Niakatra ny tahan’ny olona mampiasa ny fandrindram-piterahana.
14 Septambra, 12h30. Nankalazaina omaly ny andro maneran-tany amin’ny fandrindram_piterahana. Niakatra ny tahan’ny fampiasana izany araka ny fanazana nataon’ny teo anivon’ny Fanadihadiana momba ny cluster famantarana marobe na ny MICS.
