“rallye tour de Tana”
13 Septambra, 09h20. Tontosa ny 11 septambra sy ny 12 septambra lasa teo ny fiadiana ny lalao “ Rllye tour de Tana” . Dingana folo samihafa no natrehina ka I Mika Rasoamaromaka sy Fafah, mpamily mpanampy no nahazo ny fandresena tamin’izany fifaninana izany.
