Dépêches

Fahamaizan’ny alan’Ankarafantsika

13 Septambra, 10h06. Nandritra ny dimy andro nifanesy no nirehitra ny ala tao Ankarafantsika, araka ny fanazavan’ny Tale regionaly eo anivon’ny Minisiteran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra any amin’ny faritra Boeny sy Betsiboka. Hekitara maro amin’ny alan’Ankarafantsika, izay anaty valan-javaboary arovana noho izany no lasa lavenona noho ny afo.

Laisser un commentaire