Dépêches

Kianjan’ny Barea Mahamasina:

30 Aogositra, 11:30. Nahemotra ny 4 septambra indray ny fitokanana ny kianja Barea eny Mahamasina. Ny 2 septambra kosa ihany ny lalao ho ataon’ny Barea. Ahiana ny mety tsy hahafahan’ny ekipa hiatrika ny fanokanana ny kianja noho izy ireo tsy maintsy hitodi-doha any Tanzanie raha vao vita ny lalao.

Laisser un commentaire