Tetikasa Train Urbain :
30 Aogositra, 09:45. Nambaran’ny Filoham-pirenena tamin’ny fihaonany tamin’ny Diaspora tao amin’ny masoivohon’i Madagasikara tao France fa ho vita alohan’ny fankalazana ny Fetim-pirenena 2022 ny tetikasa train urbain mampitohy an’i Amoronankona sy Soarano ary Soarano Ankorondrano.
