Dépêches

Ivokolo Cemdlac:

30 Aogositra, 09:30. Tontosa soa aman-tsara ny faha fito amby roapolo ny volana aogositra ny fanokanana tamin’ny fomba ofisialy ivon-toeran’ny kolontsaina Ivokolo, nataon’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Lalatiana Andriatongarivo. Toerana hanandratana ny kabary , literatiora ary mozika ny Ivokolo.

Laisser un commentaire